Village Culturel (découverte, bain culturel, amitié saveur, plaisir, évasion) : Village Voara Andohatapenaka
VILLAGE CULTUREL EAU VIVE Manome fotoanantsika hatramin’ny 2 septambra eny amin’ny Village Voara Andotapenaka isan’andro misy animations hiarahana amin’i STAR Madagascar sy animation DJ manomboka amin’ny 10 ora maraina ka hatramin’ny 10 ora alina, Ny Sabotsy 26 Aogositra kosa dia miaraka amin’i Mr Sayda manomboka amin’ny 6 ora hariva Mpanentana : Teg Life Tsy misy vidim-pidirana fa tongava maro !
Village Culturel (découverte, bain culturel, amitié saveur, plaisir, évasion) : Village Voara Andohatapenaka
VILLAGE CULTUREL EAU VIVE
Manome fotoanantsika hatramin’ny 2 septambra eny amin’ny Village Voara Andotapenaka isan’andro misy animations hiarahana amin’i STAR Madagascar sy animation DJ manomboka amin’ny 10 ora maraina ka hatramin’ny 10 ora alina,
Ny Sabotsy 26 Aogositra kosa dia miaraka amin’i Mr Sayda manomboka amin’ny 6 ora hariva
Mpanentana : Teg Life
Tsy misy vidim-pidirana fa tongava maro !