+ 29°C
logo The Real Madagascar

Village Culturel (découverte, bain culturel, amitié saveur, plaisir, évasion) : Village Voara Andohatapenaka

VILLAGE CULTUREL EAU VIVE  Manome fotoanantsika hatramin’ny 2 septambra eny amin’ny Village Voara Andotapenaka isan’andro misy animations hiarahana amin’i STAR Madagascar sy animation DJ manomboka amin’ny 10 ora maraina ka hatramin’ny 10 ora alina, Ny Sabotsy 26 Aogositra kosa dia miaraka amin’i Mr Sayda manomboka amin’ny 6 ora hariva Mpanentana : Teg Life Tsy misy vidim-pidirana fa tongava maro !

00:00 - 00:00
See more information

Village Culturel (découverte, bain culturel, amitié saveur, plaisir, évasion) : Village Voara Andohatapenaka

⭐️VILLAGE CULTUREL EAU VIVE 💦

Manome fotoanantsika hatramin’ny 2 septambra eny amin’ny Village Voara Andotapenaka isan’andro misy animations hiarahana amin’i STAR Madagascar sy animation DJ manomboka amin’ny 10 ora maraina ka hatramin’ny 10 ora alina,

👉Ny Sabotsy 26 Aogositra kosa dia miaraka amin’i Mr Sayda manomboka amin’ny 6 ora hariva

Mpanentana : Teg Life

Tsy misy vidim-pidirana fa tongava maro !