+ 28°C
logo The Real Madagascar

Tana Gospel Choir : The First Christmas

Fiadanana e,« The First Christmas »Amin’ny Zoma 23 desambra ho avy izao ny fotoanantsika ao amin’ny Radisson Blu Hotel, Antananarivo Waterfront.Manomboka amin’ny 8ora alina.Efa tsy andrinay ny hiarahana aminareo amin’io fotoana io.  Raha mila tapakila ianao nefa tsy afaka manatona eny an-toerana dia afaka manoratra hafatra miafina amin’ny pejy na manoratra amin’ny mpikambana ato amin’ny TGC Officiel ihany […]

00:00 - 00:00
See more information

Tana Gospel Choir : The First Christmas

Fiadanana e,
« The First Christmas »
Amin’ny Zoma 23 desambra ho avy izao ny fotoanantsika ao amin’ny Radisson Blu Hotel, Antananarivo Waterfront.
Manomboka amin’ny 8ora alina.
Efa tsy andrinay ny hiarahana aminareo amin’io fotoana io. 😊

Raha mila tapakila ianao nefa tsy afaka manatona eny an-toerana dia afaka manoratra hafatra miafina amin’ny pejy na manoratra amin’ny mpikambana ato amin’ny TGC Officiel ihany koa.

Vidim-pidirana : 40 000 ariary