STAR TOUR TANA 2024: Dalvis Agraad & Skaiz
Ho antsika eto Antananarivo, tonga ity ilay fotoana: 𝐒𝐓𝐀𝐑 𝐓𝐎𝐔𝐑 𝐓𝐀𝐍𝐀 𝟐𝟎𝟐𝟒 Ndao indray hiaraka hifety mandritry ny 3 andro, ny 21-22-23 jona, ao amin’ny Coliseum Antsonjombe. Ho hitanareo amin’izany artistes maro be sy animations podium izay ahazoana loka be dia be. Ao koa ireo vokatra STAR maro isan-karazany amin’ny vidiny tena mirary. Dalvis Madagascar […]
STAR TOUR TANA 2024: Dalvis Agraad & Skaiz
Ho antsika eto Antananarivo, tonga ity ilay fotoana: 𝐒𝐓𝐀𝐑 𝐓𝐎𝐔𝐑 𝐓𝐀𝐍𝐀 𝟐𝟎𝟐𝟒
Ndao indray hiaraka hifety mandritry ny 3 andro, ny 21-22-23 jona, ao amin’ny Coliseum Antsonjombe.
Ho hitanareo amin’izany artistes maro be sy animations podium izay ahazoana loka be dia be. Ao koa ireo vokatra STAR maro isan-karazany amin’ny vidiny tena mirary.
Dalvis Madagascar PageAGRAD OFISIALYSKAIZCkycky FSAAMBONDRONALJOCeasarPrincio >tahalan’ny mpankafia
Vidim-pidirana: 1.500Ar dia mahazo zava-pisotro STAR 50sl plastika.