+ 25°C
logo The Real Madagascar

STAR TOUR TANA 2024: Dalvis Agraad & Skaiz

Ho antsika eto Antananarivo, tonga ity ilay fotoana: 𝐒𝐓𝐀𝐑 𝐓𝐎𝐔𝐑 𝐓𝐀𝐍𝐀 𝟐𝟎𝟐𝟒 Ndao indray hiaraka hifety mandritry ny 3 andro, ny 21-22-23 jona, ao amin’ny Coliseum Antsonjombe. Ho hitanareo amin’izany artistes maro be sy animations podium izay ahazoana loka be dia be. Ao koa ireo vokatra STAR maro isan-karazany amin’ny vidiny tena mirary. Dalvis Madagascar […]

00:00 - 00:00
See more information

STAR TOUR TANA 2024: Dalvis Agraad & Skaiz

Ho antsika eto Antananarivo, tonga ity ilay fotoana: 𝐒𝐓𝐀𝐑 𝐓𝐎𝐔𝐑 𝐓𝐀𝐍𝐀 𝟐𝟎𝟐𝟒 ⭐️

🗓️ Ndao indray hiaraka hifety mandritry ny 3 andro, ny 21-22-23 jona, ao amin’ny Coliseum Antsonjombe.

🎉 Ho hitanareo amin’izany artistes maro be sy animations podium izay ahazoana loka be dia be. Ao koa ireo vokatra STAR maro isan-karazany amin’ny vidiny tena mirary.

Dalvis Madagascar Page⭐️AGRAD OFISIALY⭐️SKAIZ⭐️Ckycky FSA⭐️AMBONDRONA⭐️LJO⭐️Ceasar⭐️Princio >tahalan’ny mpankafia

🏷️ Vidim-pidirana: 1.500Ar dia mahazo zava-pisotro STAR 50sl plastika.