STAR Madagascar : STAR TOUR TANA au Coliseum Antsonjombe
STAR TOUR TANA Tonga indray ity ny STAR TOUR Tana ! Ndao hankalaza ny fetim-pirenenan Malagasy ny 23 hatramin’ny 25 Jiona 2023 ho avy izao ! Animation maro be sy fampisehoana miaraka amin’ny mpanakanto maro, eo amin’ny Coliseum Antsonjombe manomboka amin’ny 1 ora tolakandro !Tongava maro, tsy misy vidim-pidirana !
STAR Madagascar : STAR TOUR TANA au Coliseum Antsonjombe
STAR TOUR TANA
Tonga indray ity ny STAR TOUR Tana ! Ndao hankalaza ny fetim-pirenenan Malagasy ny 23 hatramin’ny 25 Jiona 2023 ho avy izao !
Animation maro be sy fampisehoana miaraka amin’ny mpanakanto maro, eo amin’ny Coliseum Antsonjombe manomboka amin’ny 1 ora tolakandro !
Tongava maro, tsy misy vidim-pidirana !