+ 28°C
logo The Real Madagascar

STAR Madagascar : STAR TOUR TANA au Coliseum Antsonjombe

STAR TOUR TANA  Tonga indray ity ny STAR TOUR Tana ! Ndao hankalaza ny fetim-pirenenan Malagasy ny 23 hatramin’ny 25 Jiona 2023 ho avy izao ! Animation maro be sy fampisehoana miaraka amin’ny mpanakanto maro, eo amin’ny Coliseum Antsonjombe manomboka amin’ny 1 ora tolakandro !Tongava maro, tsy misy vidim-pidirana ! 

00:00 - 00:00
See more information

STAR Madagascar : STAR TOUR TANA au Coliseum Antsonjombe

STAR TOUR TANA 🎉

Tonga indray ity ny STAR TOUR Tana ! Ndao hankalaza ny fetim-pirenenan Malagasy ny 23 hatramin’ny 25 Jiona 2023 ho avy izao !

Animation maro be sy fampisehoana miaraka amin’ny mpanakanto maro, eo amin’ny Coliseum Antsonjombe manomboka amin’ny 1 ora tolakandro !
Tongava maro, tsy misy vidim-pidirana ! 🥳