+ 26°C
logo The Real Madagascar

Jardin Antaninarenina : Foire rodorodon’ny tantsaha

Eo ambany fiahian’Andriamatoa Minisitry ny Fambolena sy ny FiompianaAndriamatoa Minisitry ny Jono sy ny toe-karena mangaAndriamatoa Minisitry ny fampiroboroboana ny Indostria Sy ny VarotraAndriamatoa Minisitry ny Tontolo iainana Sy ny fampandrosoana lovain-jafyAndriamatoa Minisitry ny Asa Sy ny fampanana asa ary ny asam-panjakana Ny #FOYER_DE_PAYSAN_A_MADAGASCAR, Dia mikarakara #FOIRE #RODORODON‘NY #TANTSAHA 2024 , 2ème édition Toerana: #Zaridainan‘#Antaninarenina Antananarivo, manontolo #Daty: 14 au 17 Août […]

00:00 - 00:00
See more information

Jardin Antaninarenina : Foire rodorodon’ny tantsaha

Eo ambany fiahian’
🤲Andriamatoa Minisitry ny Fambolena sy ny Fiompiana
🤲Andriamatoa Minisitry ny Jono sy ny toe-karena manga
🤲Andriamatoa Minisitry ny fampiroboroboana ny Indostria Sy ny Varotra
🤲Andriamatoa Minisitry ny Tontolo iainana Sy ny fampandrosoana lovain-jafy
🤲Andriamatoa Minisitry ny Asa Sy ny fampanana asa ary ny asam-panjakana

✳️Ny #FOYER_DE_PAYSAN_A_MADAGASCAR, Dia mikarakara #FOIRE #RODORODON‘NY #TANTSAHA 2024 , 2ème édition✳️

👉Toerana: #Zaridainan#Antaninarenina Antananarivo, manontolo

👉#Daty: 14 au 17 Août 2024 (4jours)

👉 #Stands: plus de 110
Participants Privilégiés: 4paires de stand (#1.000.000Ar)
Participants 3×3 : 60 Stands (#350.000Ar)
Participants 2×2 : 46 Stands (#300.000Ar)

??Entrée: #GRATUITE
👉Hisy #FORMATION_GRATUITE isan’andro momba ny Fiompiana sy Fambolena ao @Salle CCIA Antaninarenina (Eo ambany le Pavé)

☎️Fanazavana Fanampiny /Famandrihana toerana:
😊Mp ato @ page Tsenan’ny tantsaha
☺️Contact : 0386116669 / 0344205623