+ 28°C
logo The Real Madagascar

IKM Antsahavola : Zoma Finaritra Kolots’Art / Concert VAHANTSAINA

Ho fankalazana ny faha 10 taonan’ny fandaharana Kolo art’s, dia hisy ny seho miaraka amin’i Vahantsaina One Man Band ato amin’ny IKMalagasy – Ivon-toeran’ny Kolontsaina Malagasy Antsahavola. Amin’ny Zoma 23 Jona 2023 ny fotoana ô ! Tsy misy vidim-pidirana … Tongava maro ……………………………. Pour célébrer les 10 ans de l’émission Kolo art’s de KOLO TVFM, […]

00:00 - 00:00
See more information

IKM Antsahavola : Zoma Finaritra Kolots’Art / Concert VAHANTSAINA

Ho fankalazana ny faha 10 taonan’ny fandaharana Kolo art’s,

dia hisy ny seho miaraka amin’i Vahantsaina One Man Band

ato amin’ny IKMalagasy – Ivon-toeran’ny Kolontsaina Malagasy Antsahavola.

Amin’ny Zoma 23 Jona 2023 ny fotoana ô !

Tsy misy vidim-pidirana …

Tongava maro 🙂

…………………………….

Pour célébrer les 10 ans de l’émission Kolo art’s de KOLO TVFM, un concert live avec Vahantsaina One Man Band est au programme.

Rendez-vous ce Vendredi 23 juin à partir de 17h30

Entrée gratuite . A vendredi les amis !