+ 25°C
logo The Real Madagascar

IKM Antsahavola : Exposition « Mitodia anie » avec l’Association Varatava

Mitodiha anie ! Exposition Association VARATAVA < Toy ny isan-taona dia hatokana ho an’ny VARATAVA ny volana Aogositra. Ny IKM sy ny VARATAVA-Association dia manolotra ny fampirantiana : « MITODIHA ANIE ! » Manasa anao hitsidika sy handray-anjara amin’ireo atrikasa izay ho tontosaina. Tsy misy vidim-pidirana ! Ato amin’ny IKM Antsahavola ny fotoana …. Tongava maro ô! […]

00:00 - 00:00
See more information

IKM Antsahavola : Exposition « Mitodia anie » avec l’Association Varatava

Mitodiha anie ! Exposition Association VARATAVA <

Toy ny isan-taona dia hatokana ho an’ny VARATAVA ny volana Aogositra.

Ny IKM sy ny VARATAVA-Association dia manolotra ny fampirantiana : « MITODIHA ANIE ! »

Manasa anao hitsidika sy handray-anjara amin’ireo atrikasa izay ho tontosaina.

Tsy misy vidim-pidirana ! Ato amin’ny IKM Antsahavola ny fotoana …. Tongava maro ô!

.

Comme chaque année le mois d’Août est consacré au PORTRAIT à l’ IKM avec l’ VARATAVA-Association qui vous présente l’exposition : « MITODIHA ANIE! »

Exposition des œuvres de ses membres et des ateliers sont au programme.

Venez nombreux ! L’entrée est libre !

C’est à l’IKM Antsahavola que ça se passe 😉