+ 25°C
logo The Real Madagascar

IKM Antsahavola : Exposition Betsileo avec Nart Paul

Salama e! Ny IKM sy Mahafaly Nary Paul (Nart Paul) dia manolotra ny fampirantiana : « BETSILEO » Izay ho tanterahina eto anivon’ny Ivon-toeran’ny Kolontsaina Malagasy Antsahavola, ny 10 Jolay hatramin’ny 24 Jolay ho avy izao. Maro ny karazana fampirantiana ho hita amin’izany . Tongava maro ary e! IKM et Mahafaly Nary Paul (Nart Paul) vous présente […]

00:00 - 00:00
See more information

IKM Antsahavola : Exposition Betsileo avec Nart Paul

Salama e!👋

Ny IKM sy Mahafaly Nary Paul (Nart Paul) dia manolotra ny fampirantiana : « BETSILEO »

Izay ho tanterahina eto anivon’ny Ivon-toeran’ny Kolontsaina Malagasy Antsahavola, ny 10 Jolay hatramin’ny 24 Jolay ho avy izao.

Maro ny karazana fampirantiana ho hita amin’izany .

Tongava maro ary e!😉

IKM et Mahafaly Nary Paul (Nart Paul) vous présente l’exposition ayant pour titre « BETSILEO »

Qui aura lieu à l’IKM Antsahavola, du 10 au 24 juillet 2024, de nombreux œuvres seront exposées.

Venez nombreux!