+ 29°C
logo The Real Madagascar

IKM Antsahavola : Antsika Hisôma Vakansy

Salama e! Tonga indray ny Antsika Hisôma vakansy, hetsika karakarain’ny IKMalagasy – Ivon-toeran’ny Kolontsaina Malagasy izay manomboka ny Talata 16 Jolay ho avy izao ary hifarana ny Zoma 16 Aogositra. Misokatra ny fisoratana anarana ety amin’ny IKM Antsahavola Tour SAHAVOLA 2ème étage, na ao amin’ny pejy fesibokin’ny IKMalagasy – Ivon-toeran’ny Kolontsaina Malagasy Ny Antsika Hisôma vakansy dia manolotra […]

00:00 - 00:00
See more information

IKM Antsahavola : Antsika Hisôma Vakansy

Salama e!👋

Tonga indray ny Antsika Hisôma vakansy, hetsika karakarain’ny IKMalagasy – Ivon-toeran’ny Kolontsaina Malagasy izay manomboka ny Talata 16 Jolay ho avy izao ary hifarana ny Zoma 16 Aogositra.

Misokatra ny fisoratana anarana ety amin’ny IKM Antsahavola Tour SAHAVOLA 2ème étage, na ao amin’ny pejy fesibokin’ny IKMalagasy – Ivon-toeran’ny Kolontsaina Malagasy

Ny Antsika Hisôma vakansy dia manolotra atrik’asa hoan’ny ankizy toy ireto manaraka ireto

📍Maraina 09 ora >> 11 ora

✅KILONGA MIFALY (06 taona-12 taona) sarany 50.000 Ar/ Herinandro

Tsikonina
Angano
Bricolage

✅ANKIZY MIALAVOLY (13 taona-16 taona) sarany 50.000 Ar/ Herinandro

Informatique
Crochet
Tricot

📍Hariva 02 ora 30 >> 04 ora 30

✅SAHY AN-TSEHATRA (13 taona-16 taona) sarany 30.000 Ar/ Herinandro
Art oratoire et expression scénique

✅TOLAKANDRO MISÔMA (06 taona-16 taona) sarany 5.000 Ar/ Séance

Projections films
Jeux de sociétés

Tongava maro misoratra anarana ô!🤩