+ 25°C
logo The Real Madagascar

Direction des Archives Nationales : Fiofanana amin’ny fikirakirana, fikajiana sy fitantanana arisiva

FIOFANANA AMIN’NY FIKIRAKIRANA, FIKAJIANA SY FITANTANANA ARISIVA (VOLANA JOLAY 2023) Androany, 02 aogositra 2023, no nanatanterahina ny fizarana ny taratasy fahavitam-piofanana ho an’ireo mpiofana ny volana jolay lasa teo. Isaorana izy ireo tamin’ny fahatokisana ireo mpampiofana avy ato amin’ny Direction des Archives Nationales – Madagascar. Isaorana ihany koa ny mpiara-miasa avy ao amin’ny Vaomieram-pirenena Malagasy […]

00:00 - 00:00
See more information

Direction des Archives Nationales : Fiofanana amin’ny fikirakirana, fikajiana sy fitantanana arisiva

FIOFANANA AMIN’NY FIKIRAKIRANA, FIKAJIANA SY FITANTANANA ARISIVA (VOLANA JOLAY 2023)

Androany, 02 aogositra 2023, no nanatanterahina ny fizarana ny taratasy fahavitam-piofanana ho an’ireo mpiofana ny volana jolay lasa teo.

Isaorana izy ireo tamin’ny fahatokisana ireo mpampiofana avy ato amin’ny Direction des Archives Nationales – Madagascar.

Isaorana ihany koa ny mpiara-miasa avy ao amin’ny Vaomieram-pirenena Malagasy ho an’ny UNESCO.

Ireto misy sombin-tsary tamin’izany.