+ 28°C
logo The Real Madagascar

CUA : HM / Tropy Jeannette

Inty ary ilay fanomezana nampanantenainay anareo Ho fanomezana fahafaham-po anareo tsy mahafoy sy ireo tsy mbola nahita izany atao hoe teatra kilasika malagasy izany dia hisehatra ny « HM » eo amin’ny Parvis-n’ny Lapan’ny Tanàna eo Analakely izahay ny alahady 18 jona amin’ny 2 ora tolakandro.TSY MISY VIDIM-PIDIRANA ka taomy avokoa ny tapaka sy namana rehetra 

00:00 - 00:00
See more information

CUA : HM / Tropy Jeannette

Inty ary ilay fanomezana nampanantenainay anareo 🥰
Ho fanomezana fahafaham-po anareo tsy mahafoy sy ireo tsy mbola nahita izany atao hoe teatra kilasika malagasy izany dia hisehatra ny « HM » eo amin’ny Parvis-n’ny Lapan’ny Tanàna eo Analakely izahay ny alahady 18 jona amin’ny 2 ora tolakandro.
TSY MISY VIDIM-PIDIRANA ka taomy avokoa ny tapaka sy namana rehetra 😍