+ 25°C
logo The Real Madagascar

Alliance Française d’Antananarivo : Teatra Malagasy iarahana amin’ny Tropy Lisin’Iarivo

[THÉÂTRE] 𝐀𝐧𝐚𝐨 𝐧𝐲 𝐬𝐚𝐟𝐢𝐝𝐲  Ianao ve efa nandinika hoe toy ny ahoana ny andavanandrontsika raha atao tantara an-tsehatra ?  Amin’ny hendriny miavaka no anoloran’ny Tropy Lisin’Iarivo ity seho ity ny Alahady 24 septambra @3 ora tolakandro ety @ AFT Andavamamba. Tongava maro fa hahafinaritra ny seho fa sady manohana ny teatra malagasy e  Ny tapakila dia efa […]

00:00 - 00:00
See more information

Alliance Française d’Antananarivo : Teatra Malagasy iarahana amin’ny Tropy Lisin’Iarivo

[THÉÂTRE]

𝐀𝐧𝐚𝐨 𝐧𝐲 𝐬𝐚𝐟𝐢𝐝𝐲 ❓

Ianao ve efa nandinika hoe toy ny ahoana ny andavanandrontsika raha atao tantara an-tsehatra ?🤔

👉 Amin’ny hendriny miavaka no anoloran’ny Tropy Lisin’Iarivo ity seho ity ny Alahady 24 septambra @3 ora tolakandro ety @ AFT Andavamamba.

Tongava maro fa hahafinaritra ny seho fa sady manohana ny teatra malagasy e 😁

Ny tapakila dia efa azonao jifaina ety amin’ny alliance Française Andavamamba.