
𝗠𝗔𝗗𝗔𝗚𝗔𝗦𝗜𝗞𝗔𝗥𝗔 𝗠𝗜𝗔𝗧𝗥𝗜𝗞𝗔 𝗡𝗬 𝗥𝗜𝗩𝗢𝗗𝗢𝗭𝗔
Vinavinaina hiditra an-tanety eo anelanelan’ny District Vatomandry sy Manakara ilay rivodoza FREDDY rahampitso talata 21 febroary 2023. Entanina hatrany isika rehetra hanaraka ireo toromarika ampitain’ireo tompon’andraikitra isan-tsokajiny ary hanaraka tsy tapaka ny vaovao ofisialy momba ny rivodoza Foibe Famantarana ny toetry ny andro